Isaia 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hiaraka tsindraindray amin’ny zanak’ondry ny amboadia,+Hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara,Ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona* ary ny biby nohatavezina,*+Ka ankizilahikely no hitarika azy ireo. Isaia 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hifaly ny tany efitra sy ny tany ngazana,+Ary hiravoravo ny lemaka karakaina sady ho feno voninkazo.*+ Isaia 65:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hamorona lanitra vaovao sy tany vaovao+ aho.Dia tsy hotsaroana intsony ny zavatra taloha,Sady tsy handreraka fo.+ Asan’ny Apostoly 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary manantena hoatr’azy ireo koa aho fa hatsangan’Andriamanitra+ ny marina sy ny tsy marina.+ Apokalypsy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao+ aho, fa efa lasa ny lanitra taloha sy ny tany taloha,+ sady tsy nisy ranomasina+ intsony.
6 Dia hiaraka tsindraindray amin’ny zanak’ondry ny amboadia,+Hatoritory hiaraka amin’ny zanak’osy ny leopara,Ary hiaraka daholo ny zanak’omby sy ny liona* ary ny biby nohatavezina,*+Ka ankizilahikely no hitarika azy ireo.
35 Hifaly ny tany efitra sy ny tany ngazana,+Ary hiravoravo ny lemaka karakaina sady ho feno voninkazo.*+
17 Fa hamorona lanitra vaovao sy tany vaovao+ aho.Dia tsy hotsaroana intsony ny zavatra taloha,Sady tsy handreraka fo.+
21 Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao+ aho, fa efa lasa ny lanitra taloha sy ny tany taloha,+ sady tsy nisy ranomasina+ intsony.