FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “I Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, no nahatonga ahy tsy ho tezitra amin’ny vahoakan’Israely intsony, satria tsy nilefitra mihitsy izy rehefa nisy nivadika tamiko tamin’ilay vahoaka.+ Tsy naripako tanteraka àry ny Israelita, na dia tiako aza hoe izaho irery ihany no tompoina.+

  • Nomery 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Manao fifanekena aminy aho fa hanao ny asan’ny mpisorona foana izy sy ny taranany mandimby azy.+ Tsy nilefitra mihitsy mantsy izy rehefa nisy nivadika tamin’Andriamaniny.+ Nandrakotra ny fahotan’ny vahoakan’Israely koa izy tamin’izany.’”

  • Josoa 22:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary faly i Finehasa mpisorona sy ireo niaraka taminy, izany hoe ny mpiadidy vahoaka sy ny mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely, rehefa naheno ny tenin’ny taranak’i Robena sy Gada ary Manase.+

  • Mpitsara 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nanompo* teo anoloan’izy io i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, tamin’izany andro izany. Dia hoy izy ireo: “Mbola tokony handeha hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahinay indray ve izahay, sa aoka izay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara, fa hataoko resinareo izy rahampitso.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara