FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 I Kanana niteraka an’i Sidona+ lahimatoany, sy Heta,+ 16 ary ny Jebosita,+ ny Amorita,+ ny Girgasita,

  • Genesisy 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.

  • Genesisy 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Girgasita ary ny Jebosita.”+

  • Eksodosy 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa izany no ilazako hoe hanafaka anareo amin’ny fampahorian’ny Ejipsianina aho,+ ka hitondra anareo any amin’ny tanin’ny Kananita, sy ny Hetita, sy ny Amorita,+ sy ny Perizita, sy ny Hivita, ary ny Jebosita,+ dia any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara