1 Samoela 27:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa nanontany i Akisy hoe: “Taiza ianareo no nanafika androany?”, dia namaly i Davida hoe: “Tany atsimon’i* Joda”,+ na hoe: “Tany atsimon’ny tanin’ny Jeramelita”,+ na hoe: “Tany atsimon’ny tanin’ny Kenita.”+
10 Rehefa nanontany i Akisy hoe: “Taiza ianareo no nanafika androany?”, dia namaly i Davida hoe: “Tany atsimon’i* Joda”,+ na hoe: “Tany atsimon’ny tanin’ny Jeramelita”,+ na hoe: “Tany atsimon’ny tanin’ny Kenita.”+