Salamo 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tiako ny trano ipetrahanao,+Dia ilay toerana misy ny voninahitrao.+ Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,—Izay ihany no hotadiaviko—Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i JehovahAry hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+ Salamo 122:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 122 Faly aho rehefa niteny tamiko izy ireo hoe: “Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,—Izay ihany no hotadiaviko—Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i JehovahAry hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+