2 Mpanjaka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Niray tetika hamely an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano teo amin’ny Havoana,*+ teo amin’ny lalana midina ho any Sila. 2 Tantara 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy niray tetika+ hanohitra an’i Amazia tany Jerosalema, nanomboka tamin’izy niala tamin’i Jehovah. Nandositra tany Lakisy àry izy, nefa naniraka olona hanenjika azy tany izy ireo ka namono azy tany.
20 Niray tetika hamely an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano teo amin’ny Havoana,*+ teo amin’ny lalana midina ho any Sila.
27 Nisy niray tetika+ hanohitra an’i Amazia tany Jerosalema, nanomboka tamin’izy niala tamin’i Jehovah. Nandositra tany Lakisy àry izy, nefa naniraka olona hanenjika azy tany izy ireo ka namono azy tany.