2 Tantara 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nisy niray tetika+ hanohitra an’i Amazia tany Jerosalema, nanomboka tamin’izy tsy nanaraka an’i Jehovah. Farany dia nandositra tany Lakisy+ izy, nefa nisy nirahina hanenjika azy ka namono azy tany.+
27 Ary nisy niray tetika+ hanohitra an’i Amazia tany Jerosalema, nanomboka tamin’izy tsy nanaraka an’i Jehovah. Farany dia nandositra tany Lakisy+ izy, nefa nisy nirahina hanenjika azy ka namono azy tany.+