7 Nohamasinin’izy ireo* àry i Kedesy+ any Galilia any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Naftaly, sy Sekema+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona, any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda.
24Dia novorin’i Josoa tao Sekema ny foko rehetra teo amin’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany ary ny mpitsara sy mpiadidy teo amin’ny Israely.+ Dia nitsangana teo anatrehan’ilay tena Andriamanitra izy ireo.