Deoteronomia 32:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nikomy i Jesorona* ka nandaka rehefa nihanatavy. —Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady lasa botrefona.+— Dia nahafoy an’ilay Andriamanitra nanao azy izy,+Ary nanao tsinontsinona an’ilay Vatolampy mpamonjy azy. 2 Tantara 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa nanana tafika vonona hiady koa i Ozia. Nandeha niady izy ireo ary notsinjaraina arakaraka ny fizarany. Nanisa sy nanoratra ny anaran’izy ireo+ i Jeiela mpitan-tsoratra+ sy Mahaseia mpiadidy lefitra. Ary i Hanania, izay anisan’ny andriana teo amin’ny fanjakana, no nifehy azy roa lahy ireo. 2 Tantara 26:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Vao natanjaka anefa izy, dia nirehareha ny fony, ka nitondra loza ho azy izany. Koa nivadika tamin’i Jehovah Andriamaniny izy, dia niditra tao amin’ny tempolin’i Jehovah mba handoro emboka manitra teo amin’ny alitara fandoroana emboka manitra.+
15 Nikomy i Jesorona* ka nandaka rehefa nihanatavy. —Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady lasa botrefona.+— Dia nahafoy an’ilay Andriamanitra nanao azy izy,+Ary nanao tsinontsinona an’ilay Vatolampy mpamonjy azy.
11 Lasa nanana tafika vonona hiady koa i Ozia. Nandeha niady izy ireo ary notsinjaraina arakaraka ny fizarany. Nanisa sy nanoratra ny anaran’izy ireo+ i Jeiela mpitan-tsoratra+ sy Mahaseia mpiadidy lefitra. Ary i Hanania, izay anisan’ny andriana teo amin’ny fanjakana, no nifehy azy roa lahy ireo.
16 Vao natanjaka anefa izy, dia nirehareha ny fony, ka nitondra loza ho azy izany. Koa nivadika tamin’i Jehovah Andriamaniny izy, dia niditra tao amin’ny tempolin’i Jehovah mba handoro emboka manitra teo amin’ny alitara fandoroana emboka manitra.+