12 Avy aminao ny harena sy ny voninahitra,+ ary ianao no manjaka amin’ny zava-drehetra.+ Eo am-pelatananao ny hery+ sy ny tanjaka,+ ary vitanao ny manandratra+ sy manatanjaka ny olon-drehetra.+
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+