18 Koa nankao amin’i Davida i Gada tamin’iny andro iny ihany, ka niteny taminy hoe: “Miakara ka manorena alitara ho an’i Jehovah, eo amin’ny famoloan’i Araona Jebosita.”+
22 Hoy i Davida tamin’i Ornana: “Mba amidio amiko* ity tany misy ny famoloana ity, fa te hanorina alitara ho an’i Jehovah eto aho. Amidio amiko araka izay tena vidiny ilay izy. Amin’izay mba mitsahatra ilay loza mahazo ny vahoaka.”+