FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+ 13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+

  • 1 Mpanjaka 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema.

  • 2 Tantara 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida, noho ilay fifanekena nataony tamin’i Davida.+ Efa nampanantena mantsy izy hoe hanome jiro ho azy sy ny taranany foana.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara