2 Tantara 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida,+ noho ny fifanekena+ nataony tamin’i Davida. Efa nilaza koa izy hoe hanome jiro foana ho azy sy ny taranany.+
7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida,+ noho ny fifanekena+ nataony tamin’i Davida. Efa nilaza koa izy hoe hanome jiro foana ho azy sy ny taranany.+