2 Tantara 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida, noho ilay fifanekena nataony tamin’i Davida.+ Efa nampanantena mantsy izy hoe hanome jiro ho azy sy ny taranany foana.*+
7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida, noho ilay fifanekena nataony tamin’i Davida.+ Efa nampanantena mantsy izy hoe hanome jiro ho azy sy ny taranany foana.*+