Eksodosy 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Manaova ridao+ amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Dia horavahana sarina kerobima atao peta-kofehy ilay ridao. Eksodosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo kely ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ilay ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+
31 “Manaova ridao+ amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Dia horavahana sarina kerobima atao peta-kofehy ilay ridao.
33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo kely ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ilay ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+