Josoa 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Josoa 21:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aina+ sy ny kijanany, Jota+ sy ny kijanany, ary Beti-semesy sy ny kijanany. Tanàna sivy no avy tamin’ireo foko roa ireo. 1 Samoela 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namely an’ireo olona tao Beti-semesy anefa Andriamanitra, satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Namely olona 50 070* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria be dia be no novonoin’i Jehovah.+
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
16 Aina+ sy ny kijanany, Jota+ sy ny kijanany, ary Beti-semesy sy ny kijanany. Tanàna sivy no avy tamin’ireo foko roa ireo.
19 Namely an’ireo olona tao Beti-semesy anefa Andriamanitra, satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Namely olona 50 070* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria be dia be no novonoin’i Jehovah.+