Joba 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa inona moa ny fanantenan’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra* rehefa ringana izy,+Rehefa esorin’Andriamanitra ny ainy? Joba 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitana lolompo ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra.* Tsy miantso vonjy izy ireo na dia fatorany aza. Isaia 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Matahotra be+ ny mpanota ao Ziona,Ary lasa mangovitra ireo miala amin’Andriamanitra, ka miteny hoe: ‘Iza amintsika no mahavita mipetraka ao anaty afo mandevona?+ Iza amintsika koa no mahavita mipetraka ao anaty lelafo tsy mety maty?’
8 Fa inona moa ny fanantenan’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra* rehefa ringana izy,+Rehefa esorin’Andriamanitra ny ainy?
13 Hitana lolompo ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra.* Tsy miantso vonjy izy ireo na dia fatorany aza.
14 Matahotra be+ ny mpanota ao Ziona,Ary lasa mangovitra ireo miala amin’Andriamanitra, ka miteny hoe: ‘Iza amintsika no mahavita mipetraka ao anaty afo mandevona?+ Iza amintsika koa no mahavita mipetraka ao anaty lelafo tsy mety maty?’