FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ankino amin’i Jehovah ny lalanao;+

      Miantehera aminy, dia hanampy anao izy.+

  • Salamo 68:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hoderaina anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+

      Dia ilay tena Andriamanitra mpamonjy antsika! (Sela)

  • Filipianina 4:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo, amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana ary ny fisaorana.+ 7 Ary ny fiadanan’Andriamanitra,+ izay mihoatra lavitra noho izay rehetra takatry ny sain’olombelona, no hiambina ny fonareo+ sy ny sainareo* amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara