Salamo 55:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa hanohana anao izy.+ Tsy havelany hianjera* mihitsy ny olo-marina.+ Ohabolana 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ankino amin’i Jehovah daholo izay ataonao,+Dia hahomby izay kasainao hatao.
22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa hanohana anao izy.+ Tsy havelany hianjera* mihitsy ny olo-marina.+