2 Samoela 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Azon’i Davida ihany anefa i Ziona, ilay tanàna voaro mafy, ilay lasa nantsoina hoe Tanànan’i Davida.+ Apokalypsy 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avy eo dia hitako ny Zanak’ondry+ nitsangana teo amin’ny Tendrombohitra Ziona.+ Nisy 144 000+ niaraka taminy, ary nisoratra teo amin’ny handrin’izy ireo ny anaran’ny Zanak’ondry sy ny anaran’ny Rainy.+
7 Azon’i Davida ihany anefa i Ziona, ilay tanàna voaro mafy, ilay lasa nantsoina hoe Tanànan’i Davida.+
14 Avy eo dia hitako ny Zanak’ondry+ nitsangana teo amin’ny Tendrombohitra Ziona.+ Nisy 144 000+ niaraka taminy, ary nisoratra teo amin’ny handrin’izy ireo ny anaran’ny Zanak’ondry sy ny anaran’ny Rainy.+