Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.” Hebreo 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona+ sy tanànan’ilay Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely an’alinaliny 1 Petera 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy mantsy ny Soratra Masina: “Mametraka vato voafidy ao Ziona aho, dia vato fehizoro sady vato fototra sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana* mihitsy izay rehetra maneho finoana azy io.”+
22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona+ sy tanànan’ilay Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely an’alinaliny
6 Hoy mantsy ny Soratra Masina: “Mametraka vato voafidy ao Ziona aho, dia vato fehizoro sady vato fototra sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana* mihitsy izay rehetra maneho finoana azy io.”+