-
Marka 1:9-11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Niala tany Nazareta any Galilia i Jesosy, tamin’izany andro izany, dia nankany amin’i Jaona ary nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana.+ 10 Vao niakatra avy tao anaty rano i Jesosy, dia hitany ny lanitra nisokatra sy ny fanahy masina nidina toy ny voromailala nankeo amboniny.+ 11 Dia nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+
-