FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 10:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo i Jehovah Andriamanitrareo. Andriamanitra tena miavaka sy mahery ary mendrika hatahorana izy, sady tsy mba miangatra amin’iza na iza+ na mandray kolikoly. 18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo.

  • Salamo 146:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Miaro ny vahiny i Jehovah;

      Ampiany ny kamboty ray sy ny mpitondratena,+

      Fa ny fikasan’ny ratsy fanahy kosa ataony tsy tanteraka.*+

  • Hebreo 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia ho be herim-po isika amin’izay, ka hilaza hoe: “I Jehovah* no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara