2 Samoela 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko* ka hokapohiko hoatran’ny fanaon’ny zanak’olombelona.*+ 1 Mpanjaka 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nataon’i Jehovah izay hisian’ny mpanohitra an’i Solomona,+ dia i Hadada Edomita izay fianakavian’ny mpanjaka tany Edoma.+ 1 Mpanjaka 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama: “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hendahako tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+
14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko* ka hokapohiko hoatran’ny fanaon’ny zanak’olombelona.*+
14 Ary nataon’i Jehovah izay hisian’ny mpanohitra an’i Solomona,+ dia i Hadada Edomita izay fianakavian’ny mpanjaka tany Edoma.+
31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama: “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hendahako tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+