Salamo 2:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Angataho amiko ireo firenena, dia homeko ho lovanao,Ary ny tany manontolo, fa homeko ho fanananao.+ 9 Hopotehinao amin’ny tehina vy+ ireny,Ary hotorotoroinao toy ny vilany tanimanga.”+
8 Angataho amiko ireo firenena, dia homeko ho lovanao,Ary ny tany manontolo, fa homeko ho fanananao.+ 9 Hopotehinao amin’ny tehina vy+ ireny,Ary hotorotoroinao toy ny vilany tanimanga.”+