FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 34:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Iza aminareo no mankafy fiainana,

      Ka te ho sambatra sy ho ela velona?+

      נ [Nona]

      13 Tandremo àry ny lelanao mba tsy hilaza zava-dratsy,+

      Ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.+

  • Malakia 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ho avy hitsara anareo aho, ka ho avy haingana hijoro ho vavolombelona hiampanga ny mpilalao ody,+ ny mpanitsakitsa-bady, ny olona mianiana lainga,+ ny mpanambaka an’izay mpiasa karamainy,+ ny mpanambaka mpitondratena sy kamboty ray,+ ary izay tsy mety manampy ny* hafa firenena.+ Tsy matahotra ahy ireny”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara