Salamo 15:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Jehovah ô, iza no afaka mivahiny ao amin’ny tranolainao? Iza no afaka monina ao amin’ny tendrombohitrao masina?+ 2 Izay mandeha tsy misy tsiny*+Sy manao izay mahitsy+Ary milaza ny marina ao am-pony.+ Salamo 24:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Iza no afaka miakatra mankany an-tendrombohitr’i Jehovah?+Ary iza no afaka mijoro ao amin’ny toerany masina? 4 Izay tsy manan-tsiny amin’izay ataon’ny tanany sady madio fo,+Ary tsy mianiana lainga amin’ny anarako,*Na mianiana mba hamitahana.+ Salamo 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izay matahotra an’i Jehovah no namany akaiky,+Ary ampahafantariny azy ireo ny fifanekena nataony.+
15 Jehovah ô, iza no afaka mivahiny ao amin’ny tranolainao? Iza no afaka monina ao amin’ny tendrombohitrao masina?+ 2 Izay mandeha tsy misy tsiny*+Sy manao izay mahitsy+Ary milaza ny marina ao am-pony.+
3 Iza no afaka miakatra mankany an-tendrombohitr’i Jehovah?+Ary iza no afaka mijoro ao amin’ny toerany masina? 4 Izay tsy manan-tsiny amin’izay ataon’ny tanany sady madio fo,+Ary tsy mianiana lainga amin’ny anarako,*Na mianiana mba hamitahana.+
14 Izay matahotra an’i Jehovah no namany akaiky,+Ary ampahafantariny azy ireo ny fifanekena nataony.+