1 Korintianina 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tokony hanao ny adidiny* amin’ny vadiny ny lehilahy, ary tokony hanao hoatr’izany amin’ny vadiny koa ny vehivavy.+ Hebreo 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ho mendri-kaja amin’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aza avela ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga* sy ny mpanitsakitsa-bady.+
3 Tokony hanao ny adidiny* amin’ny vadiny ny lehilahy, ary tokony hanao hoatr’izany amin’ny vadiny koa ny vehivavy.+
4 Aoka ho mendri-kaja amin’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aza avela ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga* sy ny mpanitsakitsa-bady.+