Salamo 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy aho: “Hitandrina tsara* ahoMba tsy hanota amin’izay lazaiko.*+ Hohidiako* ny vavako,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo akaikiko.” Ohabolana 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mahafehy ny vavany ny olona manam-pahalalana,+Ary ho tony foana ny olona mahay mandinika.+ Ohabolana 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Miaro ny tenany tsy hidi-kizoNy olona mitandrina an’izay lazain’ny vavany.+ Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+
39 Hoy aho: “Hitandrina tsara* ahoMba tsy hanota amin’izay lazaiko.*+ Hohidiako* ny vavako,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo akaikiko.”
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+