Ohabolana 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay be resaka loatra dia tsy maintsy hanota amin’izay lazainy,+Fa malina kosa ny olona mahafehy ny vavany.+ Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+
19 Izay be resaka loatra dia tsy maintsy hanota amin’izay lazainy,+Fa malina kosa ny olona mahafehy ny vavany.+
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+