FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Rehefa ren’i Davida fa maty i Nabala, dia hoy izy: “Hoderaina anie i Jehovah, izay niaro ahy+ taorian’ilay fanalam-baraka nataon’i Nabala+ tamiko, sady nisakana ny mpanompony tsy hanao ratsy!+ Novalian’i Jehovah tamin’i* Nabala ny ratsy nataony.” Dia naniraka olona tany amin’i Abigaila i Davida mba hilaza taminy fa te haka azy ho vady izy.

  • 1 Petera 3:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy tokony ho zavatra ivelany fotsiny ny haingonareo—toy ny randram-bolo sy firavaka volamena+ na akanjo tsara— 4 fa tokony ho ilay toetra miafina ao am-po kosa, izay toy ny haingo tsy mety simba, dia ny toetra tony sy malemy paika,+ izay tena sarobidy eo imason’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara