FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 ary tokony hitafy ny toetra vaovao+ izay noforonina mifanaraka amin’ny sitrapon’Andriamanitra, sady mifanaraka amin’izay atao hoe tena marina sy tsy mivadika.

  • Kolosianina 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tafio kosa ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely hifanaraka amin’ny toetran’Ilay* namorona azy,+ arakaraka ny ahalalanareo tsara ny fahamarinana.

  • Kolosianina 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nofidin’Andriamanitra ianareo,+ ary masina sady tena tiana. Mitafia àry fitiavana lalina sy fangorahana,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary faharetana.+

  • 1 Timoty 2:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny vehivavy koa rehefa mihaingo, dia tokony hanao akanjo mendrika sy maotina, sady tokony hisaina tsara,* ary tsy hanao randrana miavaka be, na hiravaka volamena na perla na hanao akanjo tena lafo be.+ 10 Tokony hifanentana kosa amin’ny vehivavy milaza ho mpivavaka amin’Andriamanitra ny haingon’izy ireo,+ ka ny asa tsara ataony no haingony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara