-
Matio 22:37-40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah* Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+ 38 Izany no didy lehibe indrindra sady voalohany. 39 Ny faharoa, izay hoatr’izany ihany, dia izao: ‘Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’+ 40 Ireo didy roa ireo no fototry ny Lalàna manontolo sy ny Mpaminany.”+
-