Tononkiran’i Solomona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoatran’ny gazela ny malalako, hoatran’ny zanaka serfa.+ Io mijoro ao ambadiky ny rindrinay io izy!Mijery eo am-baravarankely izy,Sady mitsirika eo amin’ny makarakara. Tononkiran’i Solomona 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dieny mbola tsy mandrivodrivotra* ny andro, ary mbola tsy lasa ny aloka,Dia miverena haingana, ry ilay mamin’ny foko,Hoatran’ny gazela+ na ny zanaka serfa+ eny amin’ny tendrombohitry ny fisarahana.*
9 Hoatran’ny gazela ny malalako, hoatran’ny zanaka serfa.+ Io mijoro ao ambadiky ny rindrinay io izy!Mijery eo am-baravarankely izy,Sady mitsirika eo amin’ny makarakara.
17 Dieny mbola tsy mandrivodrivotra* ny andro, ary mbola tsy lasa ny aloka,Dia miverena haingana, ry ilay mamin’ny foko,Hoatran’ny gazela+ na ny zanaka serfa+ eny amin’ny tendrombohitry ny fisarahana.*