Tononkiran’i Solomona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoatran’ny gazela ny malalako, hoatran’ny zanaka serfa.+ Io mijoro ao ambadiky ny rindrinay io izy!Mijery eo am-baravarankely izy,Sady mitsirika eo amin’ny makarakara. Tononkiran’i Solomona 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Tongava haingana, ry malalako!Mihazakazaha mafy hoatran’ny gazela+Na hoatran’ny zanaka serfaEny an-tendrombohitry ny zava-manitra.””
9 Hoatran’ny gazela ny malalako, hoatran’ny zanaka serfa.+ Io mijoro ao ambadiky ny rindrinay io izy!Mijery eo am-baravarankely izy,Sady mitsirika eo amin’ny makarakara.
14 “Tongava haingana, ry malalako!Mihazakazaha mafy hoatran’ny gazela+Na hoatran’ny zanaka serfaEny an-tendrombohitry ny zava-manitra.””