Isaia 40:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny firenena rehetra dia toy ny tsy misy, eo anatrehany.+Tsinontsinona sy tsy misy dikany ireny aminy.+ Isaia 60:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ho ringana izay firenena sy fanjakana tsy hanompo anao,Ary ho rava tanteraka ireo firenena.+
17 Ny firenena rehetra dia toy ny tsy misy, eo anatrehany.+Tsinontsinona sy tsy misy dikany ireny aminy.+