Isaia 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho menatra sy ho afa-baraka izay rehetra tezitra be aminao,+ Ary ho lasa tsinontsinona sy ho ripaka izay miady aminao.+
11 Ho menatra sy ho afa-baraka izay rehetra tezitra be aminao,+ Ary ho lasa tsinontsinona sy ho ripaka izay miady aminao.+