FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Izao no tenin’i Jehovah,

      Ilay Mpamorona anao, ry Jakoba, dia Ilay namolavola anao, ry Israely:+

      “Aza matahotra fa efa navotako ianao.+

      Nantsoiko tamin’ny anaranao ianao,

      Ary fananako.

  • Isaia 44:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba ô, dia ianao ry Israely ô,

      Satria mpanompoko ianao.

      Izaho no nanao anao, ka mpanompoko ianao.+

      Tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara