FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miray tsikombakomba+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida: “Jehovah ô, mba ovao ho hadalana+ re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+

  • Isaia 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Noho izany, dia hanao zava-mahagaga amin’ity vahoaka ity indray aho,+

      Dia zava-mahagaga be dia be.

      Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny,

      Ary tsy hahazo hevitra intsony ny olona malina eo aminy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara