32 Nisy olon-dratsy roa lahy koa nentina hovonoina niaraka taminy.+ 33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+