FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 8:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Iza àry no hanameloka azy ireo? Tsy misy, satria i Kristy Jesosy ilay efa maty sady izy koa ilay efa natsangana tamin’ny maty sy eo ankavanan’Andriamanitra,+ ary ilay miangavy ho antsika.+

  • Hebreo 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Afaka mamonjy tanteraka an’izay manatona an’Andriamanitra amin’ny alalany koa àry izy, satria velona foana mba hiangavy ho an’ireo.+

  • Hebreo 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Raha izany mantsy, dia ho voatery nijaly matetika izy nanomboka tamin’ny nanorenana an’izao tontolo izao. Efa niseho indray mandeha fotsiny anefa izy mandritra ny fotoana ifaranan’izao tontolo izao,* mba hanala tanteraka ny ota amin’ny alalan’ilay sorona nataony.+

  • 1 Jaona 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Manoratra aminareo momba an’izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo. Raha misy olona sendra manota anefa, dia manana mpanampy* any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy,+ ilay marina.+ 2 Izy no sorona fampihavanana*+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy ny antsika ihany, fa ny an’izao tontolo izao manontolo koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara