FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+

      Na zanak’olombelona ka hiovaova hevitra.*+

      Tsy hotanterahiny ve izay nolazainy?+

      Tsy hataony ve izay noteneniny?

  • Isaia 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hantsoiko avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro*+ ny vorona iray mpihaza,

      Ary hantsoiko avy any an-tany lavitra ilay olona hanatanteraka ny fanapahan-kevitro.*+

      Efa niteny aho ka hotanterahiko ny teniko.

      Efa nokasaiko izany ka hataoko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara