Isaia 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hofoanany* tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana,+Ary hofafan’i Jehovah Tompo Fara Tampony ny ranomaso amin’ny tarehy rehetra.+ Hataony tsy afa-baraka intsony ny vahoakany, na aiza na aiza eran-tany,Fa i Jehovah no efa niteny an’izany. Isaia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa mipetraka ao Ziona, ao Jerosalema,+ ny olona, dia tsy hitomany intsony+ ianao. Hiantra anao tokoa Izy rehefa maheno anao miantso vonjy. Hamaly anao Izy raha vao maheno an’izany.+ Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+
8 Hofoanany* tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana,+Ary hofafan’i Jehovah Tompo Fara Tampony ny ranomaso amin’ny tarehy rehetra.+ Hataony tsy afa-baraka intsony ny vahoakany, na aiza na aiza eran-tany,Fa i Jehovah no efa niteny an’izany.
19 Rehefa mipetraka ao Ziona, ao Jerosalema,+ ny olona, dia tsy hitomany intsony+ ianao. Hiantra anao tokoa Izy rehefa maheno anao miantso vonjy. Hamaly anao Izy raha vao maheno an’izany.+
10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+ Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+ Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,Fa tsy halahelo na hisento intsony.+