Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+Fa manao ny rariny foana izy.*+ Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tia rariny sy hitsiny izy.+ Manenika ny tany ny fitiavan’i Jehovah.*+ Salamo 37:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tia rariny i Jehovah,Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ ע [Aina] Ho voaro foana izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+
4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+Fa manao ny rariny foana izy.*+ Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
28 Fa tia rariny i Jehovah,Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ ע [Aina] Ho voaro foana izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+