Levitikosy 11:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy. 8 Aza mihinana amin’ny henan’ireny na mikasika ny fatiny. Maloto aminareo ireny.+ Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.
7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy. 8 Aza mihinana amin’ny henan’ireny na mikasika ny fatiny. Maloto aminareo ireny.+
17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.