Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Salamo 48:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandehana mihodidina an’i Ziona; mandehana manodidina azy;Isao ny tilikambony.+
2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+