2 Mpanjaka 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hahatonga loza amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho, araka ny teny rehetra ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+ Jeremia 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+Ho valin’ny teti-dratsy nataony.Tsy nihaino ny teniko mantsy izy ireo,Sady tsy niraharaha ny lalàko.”* Ezekiela 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho avy ny loza, dia loza mbola tsy nisy hoatr’izany!+
16 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hahatonga loza amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho, araka ny teny rehetra ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+
19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+Ho valin’ny teti-dratsy nataony.Tsy nihaino ny teniko mantsy izy ireo,Sady tsy niraharaha ny lalàko.”*
5 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho avy ny loza, dia loza mbola tsy nisy hoatr’izany!+