Jeremia 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mijanona eny amin’ny havoana mangadihady ny ampondradia. Misefosefo toy ny alikadia izy.Reraka ny masony satria tsy misy zavamaniry.+ Jeremia 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.Misaona koa ilay tany+ satria voaozona,Ary maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy ny ataon’izy ireo, ary manampatra fahefana izy ireo.
6 Mijanona eny amin’ny havoana mangadihady ny ampondradia. Misefosefo toy ny alikadia izy.Reraka ny masony satria tsy misy zavamaniry.+
10 Feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.Misaona koa ilay tany+ satria voaozona,Ary maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy ny ataon’izy ireo, ary manampatra fahefana izy ireo.