FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ny baiko nomen’i Jehovah mihitsy no nahatonga ny Joda hiharan’izany, mba hanesorana azy ireo tsy ho eo imasony+ noho ny fahotana rehetra nataon’i Manase,+ 4 sy noho ny ran’olona tsy manan-tsiny nalatsany.+ Nofenoiny ran’olona tsy manan-tsiny mantsy i Jerosalema, ka tsy nety namela heloka i Jehovah.+

  • Jeremia 7:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aza ampijalina ny hafa firenena monina eo aminareo sy ny kamboty* ary ny mpitondratena,+ ary aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity. Aza manompo andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo.+ 7 Raha mankatò an’izany ianareo, dia havelako hipetraka mandrakizay* eto amin’ity toerana ity, izany hoe eo amin’ilay tany nomeko ho an’ny razambenareo.”’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara