Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Deoteronomia 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hampidirin’i Jehovah Andriamanitrao ao amin’ilay tany nalain’ny razambenao ho fananany ianao, ka ho lasanao izy io. Dia hataony mandeha tsara ny fiainanao, sady hataony lasa be dia be mihoatra noho ny razambenao ianao.+ Amosa 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+ Zakaria 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ‘Hisioka hiantso azy ireo aho ka hanangona azy rehetra.Fa havotako izy ireo,+ dia ho lasa be dia be,Ary ho maro be foana.
3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
5 Ary hampidirin’i Jehovah Andriamanitrao ao amin’ilay tany nalain’ny razambenao ho fananany ianao, ka ho lasanao izy io. Dia hataony mandeha tsara ny fiainanao, sady hataony lasa be dia be mihoatra noho ny razambenao ianao.+
14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+
8 ‘Hisioka hiantso azy ireo aho ka hanangona azy rehetra.Fa havotako izy ireo,+ dia ho lasa be dia be,Ary ho maro be foana.